|
|
|
|

Entry1  votsa saina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana [1.1]
Explanations in English  4  dull-witted [1.7]
Explanations in French  5  qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement [1.3]
6  bête, stupide [1.8]
Examples  7  Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558]
Synonyms  8  donto saina
Elementary words  9  votsa, saina

Updated on 2023/05/25